Alina Masina (MALAGASY - MADAGASCAR)

Alina masina,
Tonga ny mpanavotra
Indro teraka ao Betlehema
Ny mpanjakan'i Jerosalema
Mifalia izao, mifalia izao

Mihainoa, mihainoa
Ny feon'anjely sambatra
Milaza fa vao teraka
Ny zanak'Andriamanitra
Mihainoa izao, mihainoa izao



Submitted by: Fanja


Return to Homepage
Return to homepage